Entry | 1 mamesatra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona foana Manototra: Tsy mety ny mamesatra hetra ny vahoaka fa mety hahasorena azy izany Manampy trotraka: Aza mandeha any aminy aloha sao dia mamesatra ny fahoriany ny fahitany anao |
Root | 4 vesatra |
Morphology |
|
Other spellings | 9 manavesatra |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |