Entry | vesarina (vesatra) | ||||||
Part of speech | passive verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Tsindriana zavatra be lanja: Aza vesarina entana io zaza io fa mbola kely ~ Novesarinao adidy lehibe aho, nefa na dia izany aza tsy hiamboho adidy aho Tototra: Vesarin' alahelo ny fony [1.1] | ||||||
Explanations in English | To be loaded down, to be weighed upon [1.7] | ||||||
Explanations in French | Qu'on charge, qui est accablé [1.8] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Other spellings | vesarana | ||||||
Updated on 2023/01/20 |