Entry (1/3) | 1 va |
Part of speech | 2 particule |
Explanations in Malagasy |
3 Kianteny enti-manontany, ka tsy fanontaniana tsotra no ambara aminy fa fanontaniana fampiasa amin' ny kabary izay fantatra avy hatrany rahateo fa ho tsia" na "eny" no valiny: Ho sahintsika va ny minia ho very? (Ny fampiasana ny va dia tsy manomboka fehezanteny fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana; indraindray azo ampiarahina amin' ny "moa" ny va ka atao manarakaraka azy: Moa va tsy rahalahintsika rehefa mety ho iray ra amintsika?) [1.1] |
Explanations in English |
4 interrogative; cf. moa: handèha va hianào? are you going ? [1.7] |
Explanations in French |
5 Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [1.3] 6 interrogative, cf. moa: handèha va ianào? est-ce que vous partez ? [1.8] |
Examples |
7 Efa nihinana va hianao? (Avez-vous mangé ?) [1.3] 8 Hianao va ka mba mino izay tenin’ olona (Vous ne croyez jamais ce qui l’on vous dit) [1.3] 9 Razoky va no manitra voan-kazo? [2.131] 10 Nahoana no dia izao va itondrana hanina izahay? [2.472] 11 Moa va tsy menatra izy. [2.470] |
Compound words |
|
Tables and plates |
13 All the particles |
Entry (2/3) | 14 va~ |
Part of speech | 15 prefix |
Entry (3/3) | 16 va |
Part of speech | 17 morphological form of aller |
Explanations in Malagasy |
18 matoanteny frantsay "aller": Il va (Mandeha izy) [3.1] |
Updated on 2023/08/11 |