| Entry | 1 vazivazy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Zavatra atao mba hihomehezana, hanaovana sangisangy; vosobosotra: Rakoto iny koa mba be vazivazy erỳ
4 Fanesoana, fanarabiana: Tsy lefitro intsony ny vazivazin' ise, ry Koto, ka atsaharo hatramin' ny masonandro androany [1.1] |
| Explanations in English |
5 joking, horseplay
[1.7] |
| Explanations in French |
6 jeu, plaisanterie; moquerie
[1.8] |
| Examples |
7 vazivazy ny ahy, fa haninona hianareo no tsy handry andro aman alina!
[2.324]
8 Tsy vazivazy fa tena fikasana masaka tao an-tsaiko izany. [2.471#28] |
| Derivatives |
|
| Analogs | 26 akisakisabe, 27 ala hamohamo, 28 ariralahy, 29 ariravavy, 30 fanory, 31 haikaika, 32 hatsikana, 33 hatsikana, 34 hotsohotso, 35 kapotsaka, 36 katsikana, 37 kihanihany, 38 kilalao, 39 kivalavala, 40 kivazivazy, 41 mpananihany, 42 mpiaingiaingy, 43 mpiangano, 44 safary, 45 sangy mihoatra ny loha, 46 sangisangy, 47 sangisangy zary tenany, 48 somonga, 49 tsihanihany, 50 vosobosotra |
| Anagrams | vazivazy, 51 vizaviza |
| Updated on 2026/04/22 |
|