Entry vosobosotra (vosotra)
Part of speech noun
Malagasy definition Teny na zavatra atao hihomehezana, vazivazy, kivazivazy, somonga: Mbaolona tia vosotra koa Rangahy iny!
¶ Famazivaziana, hanihany, haraby [Rajemisa 1985]
Synonyms vosotra

Updated on 2009/04/28