Entry | vato ateli-mamba (vato, telina, mamba) | |
Part of speech | expression | |
Malagasy definition | enti-milaza zavatra afoy, tsy misy hevitra ny hahazoana azy intsony; enti-milaza ny tenin' olona efa ho faty izay tsy maintsy tovina tanteraka, na koa teny na tsiambaratelo tanana mafy tsy atao misy mahalala [Rajemisa 1985] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |