Entry (1/2) | 1 vaovao |
Root | 2 vao |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Zavatra niseho vao haingana ka ataon' ny olona firesaka: Tamin' ny radio no nandrenesanay aninaraina izany vaovao izany 5 [1.64] zavatra na toe-javatra tsy mbola fahita, zava-nitranga, ka ampahafantarina ny besinimaro |
Explanations in French |
6 [1.64] actualités, informations, nouvelles |
Examples |
7 Hafahafa aza ny vaovao nisesisesy re avy any Eoropa: [2.472] |
Morphology |
|
Analogs | 10 maresaka |
Titles | 11 Vaovao Frantsay Malagasy () |
Entry (2/2) | 12 vaovao |
Root | 13 vao |
Part of speech | 14 adjective |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Enti-milaza zavatra tsy nisy na tsy fantatra raha tsy vao haingana: Teny vaovao izany ka tsy fantatro Enti-milaza zavatra nentina na nanaovana voalohany: Nitondra kiraro vaovao i Koto tamin' ny Krismasy |
Explanations in English |
16 [1.7] new |
Explanations in French |
17 [1.8] nouveau, neuf |
Examples |
18 Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. [2.470] 19 Tsihy vaovao koa no navelatra tamin' ny efitra rehetra. [2.472] 20 Nentiko nankeny amoron-dranomasina ity sakaizako vaovao nony avy nisotro izahay roa lahy. [2.583] |
Analogs | 21 maresaka, mahoraka, resaky ny olona, ambentin-dresaka, teny mandeha, sahoa, tsaho, honohono, tsahotsaho, fary mitety reny, siosio |
Compound words |
|
Titles |
23 Aingaim-panahy vaovao (Rajohns Barthélémy) 24 Fandrosoam-baovao () 25 Kabary vaovao (Rabetsimandranto Fidelis-Justin) 26 Malagasy Vaovao () 27 Ohabolana vaovao (Ratsimbazafy Louis) |
Anagrams | 28 avoavo, ovaova, vaovao, voaova, voavao, voavoa |
Updated on 2023/02/20 |