| Entry (1/2) | 1 vankona |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fiasan' ny mpandrafitra hanadiovany ny hazo ho tonga malamalama tsara: Ny vankona dia lehibe noho ny rabao
[1.1] |
| Explanations in English |
4 a carpenter's plane; cf. rabao
[1.7] |
| Explanations in French |
5 rabot; cf. rabao
[1.8] |
| Examples |
6 Misy kodia lehibe boribory no toy ny vankona hamankona ny hazo.
[2.366]
|
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 19 Tools |
| Synonyms | 20 rabao |
| All compound words | 21 8 combinations of that word |
| Entry (2/2) | 22 Vankona |
| Subtitle | 23 Ny rafitry ny teny |
| Elementary words | 24 vankona |
| Part of speech | 25 name (book title) [Full list] |
| Author |
26 DGSA: Direction Générale des Services Académiques -- Direction de l'Enseignement Primaire |
| Publishings |
1971. Height: 22cm. Width: 14cm. Pages: 63. |
| Text | 28 |
| Anagrams | vankona, Vankona |
| Updated on 2025/12/23 |
|