|
|
|
|

Entry1  vaky masoandro
Elementary words  2  vaky, masoandro
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fotoana tsy ahitana afa-tsy ilany kely amin' ny masoandro vao miposaka
Explanations in French  5  [1.3] le lever du soleil
Examples  6  Iraho ny iray amin'ny ankizivavinao, hizaha raha maty izy, mba handevenako azy alohan'ny vaky masoandro. [2.996]
Vocabulary  7  Time

Updated on 2023/05/19