Entry | 1 vahotra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mionkina ny hozatra ka tsy mahahetsika, na noho ny hatsiaka na noho ny hatairana: Amin' izao fahalasanan' ny havana tampoka izao, vahotra ny lela. |
Explanations in English |
4 [1.7] benumbed perplexed |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8] engourdi confus 6 [1.3] transi, crispé par le froid fig. stupéfié, saisi de crainte, troublé, embarrassé, confus |
Examples |
7 nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan'ny foko. [2.324] |
Derivatives |
|
Anagrams | 13 haavotr, hovatra, vahotra, vohatra |
Updated on 2020/07/31 |