Entry vahobahotra (vahotra)
Part of speech adjective
Explanations in French [duplicatif] [1.3]
Examples 
1Nony inona, nandroso ihany ny hanoanany, ka vahobahotra ny lohaliny, dia niala-janona kely izy. [2.69]
2Izany no teniny sady vahobahotra ny vavany, ny nifiny niady sy nikitroka ary ny tenany rehetra nihinjitrinjitra. [2.324]

Updated on 2023/01/22