Entry vahotra
Part of speech adjective
Malagasy definition Mionkina ny hozatra ka tsy mahahetsika, na noho ny hatsiaka na noho ny hatairana: Amin' izao fahalasanan' ny havana tampoka izao, vahotra ny lela. [Rajemisa 1985]
English definition benumbed
¶ perplexed [Hallanger 1973]
French definition engourdi
¶ confus [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 transi, crispé par le froid
¶ fig. stupéfié, saisi de crainte, troublé, embarrassé, confus [Abinal 1888]
Derivations 
Examples nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan'ny foko. [Rajohanesa: Kintana]

2016/07/31