|
|
|
|

Entry1  vahatry ny aina
Elementary words  2  vahatra, aina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza
Examples  5  Tsy misy ny vahatry ny aina
fa ny tiana no vahatry ny aina
[2.131]
Analogs  6  menakynyaina, silakynyaina, singotrynyaina

Updated on 2023/03/27