Entry vahatry ny aina
Elementary words vahatra ; aina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza [1.1]
Examples Tsy misy ny vahatry ny aina
fa ny tiana no vahatry ny aina
[2.131]
Analogs  menaky ny aina ~ silaky ny aina ~ singotry ny aina

Updated on 2023/03/27