|
|
|
|

Entry1  vady tra-drafy
Elementary words  2 vady, 3 tratra, 4 rafy
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 enti-milaza ny vady izay tratran' ny rafivaviny ao an-trano nefa mbola tsy voasaotra akory izy [1.1]
Explanations in French  7 épouse recevant une rivale avant l'acte du divorce [1.3]

Updated on 2025/09/12