Entry tsy zehena (tsy, zehy)
Part of speech locution
Allegation Word or locution seen in: tsyrefesimandidy
Examples hazo fotsy navadiky ny rano aho
ka na hitsangana na hitsivalana
dia tsy zehena tsy kizahina
fa izay tiako no alehako
na hiorika na hivalana
[2.131]

Updated on 2020/07/31