Entry tsy tian-drofy (tsy, tia, rofy)
Part of speech expression
Malagasy definition teny atao amin' ny zaza raha mievina mba tsy hahavoan' ny aretina azy [Rajemisa 1985]
Synonyms afa-drofy
Quotes 

Updated on 2012/08/21