|
|
|
|

Entry1  tsy tambo isaina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] be dia be ka tsy azo isaina, tsy hita isa intsony
Explanations in English  4  [1.7] innumerable
Explanations in French  5  [1.3, 1.8] innombrable
Examples  6  [2.69] Ary ny havany tontolo tsy tambo isaina
7  [2.59] noho ny famindrampòny tsy tambo isaina
8  [1.353] Maro ny andevony, hono, ka tsy tambo isaina.
Elementary words  9  tsy tambo, isaina

Updated on 2024/12/07