Entry isaina (isa)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Lazaina ny isany: Isao ireny vorona manidina ireny raha vitanao
¶ Heverina ho anisan'ny: Nisainay ho namanay ianao tamin'ny fisoratana anarana hitsangantsangana [Rajemisa 1985]
French definition qu'on compte, qu'on énumère, qu'on met au nombre de. Azo isaina ho lehilahy ny zanakao (Votre enfant peut compter pour un homme, peut être mis au nombre des hommes) [Abinal 1888]
Morphology 
isaina
isaiko
isainao
isainy
isaintsika
isainay
isainareo
isain'
isain-
isaim-
isai-
nisaina
nisaiko
nisainao
nisainy
nisaintsika
nisainay
nisainareo
nisain'
nisain-
nisaim-
nisai-
hisaina
hisaiko
hisainao
hisainy
hisaintsika
hisainay
hisainareo
hisain'
hisain-
hisaim-
hisai-
isao
Quotes 

Updated on 2020/07/31