Entry tsy nahy
Elementary words tsy ; nahy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy iniana atao [1.1]
Explanations in English Unintentionally, accidentally [1.7]
Explanations in French Qui n'est pas fait exprès; par accident. cf. iniana [1.8]
Examples 
1tandremo re Andriamatoa
ny teny tsy nahy fa niniana
fa izaho malaza tsy tianao
[2.131]
2Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao. [2.471]

Anagrams 

Updated on 2023/08/17