Entry | tsy misy madilana maito hotohizina | |
Elementary words | tsy misy ; madilana ; maito ; tohizina | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ara-bakiteny: (toy ny landy) tsy misy manify na kely andilana hofenoina na tapaka hotohizina Tsara sy feno tanteraka, tsy misy tsy ampy hampiana na simba hamboarina [1.1] | |
Synonyms | tsy misy madilana hotentenana | |
Updated on 2023/11/20 |