Entry tsy mahalala tsy misy
Elementary words tsy ; mahalala ; misy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ny zaza mbola tsy vory saina dia tsy mahafantatra ny hoe tsy misy, ka mikaikaika izy rehefa noana, na dia tsy manan-katokona aza ny rainy sy ny reniny [1.1]

Updated on 2023/06/16