Entry | 1 tsy nahy |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy | 3 tsy iniana atao [1.1] |
Explanations in English | 4 unintentionally, accidentally [1.7] |
Explanations in French | 5 qui n'est pas fait exprès; par accident. cf. iniana [1.8] |
Examples |
6 tandremo re Andriamatoa ny teny tsy nahy fa niniana fa izaho malaza tsy tianao [2.131] 7 Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao. [2.471] |
Elementary words | 8 tsy, nahy |
Updated on 2023/08/17 |