|
|
|
|

Entry1  tsy misy madilana hotentenana
Elementary words  2  tsy misy, madilana, tentenana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ara-bakiteny: (toy ny landy) tsy misy manify na kely andilana hofenoina na tapaka hotohizina
5  Tsara sy feno tanteraka, tsy misy tsy ampy hampiana na simba hamboarina [1.1]

Updated on 2023/11/20