Entry | 1 tsy hita popòka |
Elementary words | 2 tsy hita, popòka |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony; tsy hita mihitsy izay toerana misy azy; tsy hita avanavana [1.1] |
Explanations in French |
5 incompréhensible, qu'on ne peut se figurer [1.3] |
Examples |
6 Saingy raha mbola tsy nanasa-dàlana akory izy, dia efa tsy hita popoka izay nidifian' i Noro. [2.5] 7 Ankizy 4 taona no tsy hita popoka niaraka tamin’ny namany tao amin’ity tanàna ity io talata io [4.11] |
Updated on 2023/11/20 |