|
|
|
|

Entry1  tsy hita paipaika
Elementary words  2  tsy hita, paipaika
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony [1.1]
Explanations in French  5  L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond [2.415#6674]
Examples  6  Nokarohina izay olona ka tsy hita paipaika. [2.587]

Updated on 2023/11/20