Entry |
tsolotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Vola omena olona mba hitaomana azy tsy hanao araka ny adidiny: Raran' ny lalàna ny mandray tsolotra ~ Ireo mpandray tsolotra dia nomena anarana hoe "lava tanan' akanjo"
[1.1]
|
Explanations in English | A bribe [1.7]
|
Explanations in French | Pot-de-vin; dessous-de-table [1.8]
|
|
Entry |
tsolotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fandrosoana sy fihemorana miverimberina. [1.1]
|
Explanations in French | Action d'avancer et de reculer comme le dard d'un serpent [1.3]
|
Derivatives |
Synonyms | |
Compound words |
|
|