Entry | tsofina (tsoka) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Andefasana rivotra amin' ny vava: Tsofy ny jiro ~ Tsofina ny afo Esorina ny vovoka Ampanenoina: Raha vao tonga ny Filoham-pirenena dia notsofina ny bingona [1.1] | ||||||||
Examples | Efitra iray no andrian' izy eni-mianaka ary jiron-tsolitany na lahi-jabora no tsofina rehefa tonga ao am-pandriana ny tsirairay.
[2.470] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Entry | -tsofina | ||||||||
Part of speech | morphological form of sofina | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Anagrams | afontsy, fanitso, fiantso, fotsina, nafotsy, tsofina |
Updated on 2023/01/20 |