|
|
|
|

Entry1  tsoforana
Root  2  tsofotra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Sitrihana, lentehana: Notsoforany benitra ny kibon' ilay fahavalo ka maty nitsitra teo no ho eo ihany
Ampirehetina: Notsoforan' ilay mioramtia ny tafondrony dia Jasa nandositra izy
Asiana, petahana: Tsoforana vy mena mivaivay ny kekerin' ny alika romotra
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  fanatsoro, fanosotra, nasafotro, tsoforana

Updated on 2023/01/05