| Entry | 1 tsofotra |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Milentika, maty, tafasoka, nisoka: Tsofotra ity ny masoandro nefa mbola tsy niverina ihany izy. / Niasa teto aho mandra-pahatsofotry ny andro
4 Fandentehana zavatra ao anatin' ny... [1.1] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/12/08 |
|