Entry tsofina (tsoka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Andefasana rivotra amin' ny vava: Tsofy ny jiro ~ Tsofina ny afo
Esorina ny vovoka
Ampanenoina: Raha vao tonga ny Filoham-pirenena dia notsofina ny bingona [1.1]
Examples Efitra iray no andrian' izy eni-mianaka ary jiron-tsolitany na lahi-jabora no tsofina rehefa tonga ao am-pandriana ny tsirairay. [2.470]
Morphology 
Present : tsofina, tsofiko, tsofinao, tsofiny, tsofintsika, tsofinay, tsofinareo, tsofin', tsofin-, tsofim-, tsofi-
Past : notsofina, notsofiko, notsofinao, notsofiny, notsofintsika, notsofinay, notsofinareo, notsofin', notsofin-, notsofim-, notsofi-
Future : hotsofina, hotsofiko, hotsofinao, hotsofiny, hotsofintsika, hotsofinay, hotsofinareo, hotsofin', hotsofin-, hotsofim-, hotsofi-
Imperative : tsofy
Compound words 

Entry -tsofina
Part of speech morphological form of sofina
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20