Entry tsitsy
Part of speech noun
Malagasy definition tsy fandaniana be, tsy fandaniana afa-tsy amin' izay ilaina [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry tsitsy
Part of speech noun
Malagasy definition Ilay hoditra fonony didiana ka alana rehefa manao hasoavan-jaza. (Ny rain-jaza matetika no mitelina ny tsitsin-janany miaraka amin' ny akondro) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31