Entry fitsitsiana (tsitsy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tsy fandaniana foana, fandalàna: Androm-pitsitsiana izao
Tsy famizanana foana, tsy fanaovana mosalahy: Tsy azo omen-tsiny izy fa fitsitsiana aina no nataony [1.1]
Proverbs 

Updated on 2023/01/20