Entry tsitsy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tsy fandaniana be, tsy fandaniana afa-tsy amin' izay ilaina [1.1]
Derivatives 
 

Entry tsitsy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ilay hoditra fonony didiana ka alana rehefa manao hasoavan-jaza. (Ny rain-jaza matetika no mitelina ny tsitsin-janany miaraka amin' ny akondro) [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31