Entry tsitokantokana (tokana)
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Tsirairay [1.78]
 Mandeha tsirairay fa tsy miaraka: Nanontoniana tsitokantokana ny vavolombelona tamin' ny famotorana [1.1]
Explanations in French Un à un, séparément, à part [1.3]
Derivatives 
Synonyms mitsitokantokana

Updated on 2020/07/31