Entry tsirika
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-javamaniry fanao tsirika (Dypsis) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Scientific name Dypsis

Entry tsirika
Part of speech noun
Malagasy definition Fantsona lava ampidirana hazo kely maranitra izay tsofina ka mivoaka miriotra; ampiasaina hitifirana vorona madinika ny tsirika (ilay fantsona atao hoe renitsirika ary ireo hazo kely no zanatsirika) [Rajemisa 1985]

Entry tsirika
Part of speech noun
Malagasy definition Fizahana mba hijery, fanarangaranana [Rajemisa 1985]
Derivations 

2013/07/29