Entry fitsirihana (tsirika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fizahana mba hijery: Misaotra amin' ny fitsirihanareo anay aty an-trano
Fandalovana mijery: Amin' ny 9 maraina ny fitsirihan' ny dokotera ny marary isan' andro
Fanarangaranana: Tsy azonay ekena ny fitsirihan' ny zanakareo anay rehefa misakafo [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20