Entry | tsirany > sira | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be sira ny laoka Fanasina Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be sira loatra ny lahatenin' ilay Rangahy [1.1] | ||||||||||||
Explanations in English | Salt [1.7] | ||||||||||||
Explanations in French | Sel [1.8] | ||||||||||||
Sel de cuisine ; notamment celui qu'on obtenait en lessivant des cendres de bois, puis en laissant cristalliser ; constitué surtout de carbonate de potassium. [1.196] | |||||||||||||
Vocabulary | Economy: food | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Synonyms | siramanta ~ siravato | ||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||
Phytonyms |
| ||||||||||||
Toponyms |
| ||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word sira | ||||||||||||
Article | Randzavola: sira ao amin' ny Baiboly (=> fanasina) | ||||||||||||
Entry | tsirany > sira | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in French | [Betsileo] Nom des plantes qu'on appréciait particulièrement pour obtenir ce sel. Principalement : Embelia concinna Baker (Primulaceae). D'après Rakoto Jean de la Croix, garde forestier, Réserves Naturelles 5842. Cette liane était brûlée et ses cendres fournissaient, après lixiviation, un des sels les plus appréciés. Voir aussi kisira. Ce sel était aussi considéré comme médicament une cuillérée à soupe dans de l'eau de riz pour combattre la constipation. [1.196] | ||||||||||||
Scientific name | Embelia concinna | ||||||||||||
Vocabulary | Botany ~ Health | ||||||||||||
Entry | tsirany > sira | ||||||||||||
Part of speech | interjection | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Tanosy] Masina! [1.78] | ||||||||||||
Entry | tsirany > Sirà | ||||||||||||
Part of speech | name (biblical) | ||||||||||||
Explanations in English | Shiza [2.996] | ||||||||||||
Explanations in French | Shiza [2.996] | ||||||||||||
Vocabulary | Holy Scriptures | ||||||||||||
Synonyms | Siza | ||||||||||||
Biblical quotes | Chapters and verses mentioning Sirà | ||||||||||||
Entry | tsirany > Sira | ||||||||||||
Part of speech | name (biblical) | ||||||||||||
Explanations in English | Sirah [2.996] | ||||||||||||
Explanations in French | Sira [2.996] | ||||||||||||
Vocabulary | Holy Scriptures | ||||||||||||
Synonyms | Siraha | ||||||||||||
Biblical quotes | Chapters and verses mentioning Sira | ||||||||||||
Anagrams | rasy, risa, sary, sira |
Entry | tsirany > sirana | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Teny ilazana ny faritra amin' ny tenan' ny biby anelanelan' ny lohany sy ny sorony [1.1] | |||
Vocabulary | Zoology: (in general) | |||
Compound words |
| |||
Entry | tsirany > siraña | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | [Bara] Seranana [1.78] | |||
Anagrams | risana, sanary, sañira, sarina, sinara, sirana |
Entry | tsirany > siraka | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in French | Muscle [1.13] | |||
Vocabulary | Biology | |||
Compound words |
| |||
Anagrams | kasira, sakary, sarika, siraka |
Entry | tsirany > tsiraña | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Toerana antsakan-drano, fantsakana [1.78] | |
Explanations in French | [Taisaka] Endroit où l'on va puiser de l'eau [1.82] | |
Anagrams | an-tsary, ranitsa, ratsina, sanatry, sañitra, santria, satrina, sitrana, tsiraña |
Entry | tsirany > tsiraka | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Hozatroza-javatra azo elakelahina toy ny kira [1.1] | ||||||
Derivatives |
| ||||||
Entry | tsirany > tsiraka | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Ny fasika eny amoron-dranomasina, ny moron-dranomasina [1.1] | ||||||
Derivatives |
| ||||||
Compound words |
| ||||||
Toponyms |
| ||||||
Entry | tsirany > tsiraka | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Tanjona [1.1] | ||||||
[Sihanaka] Havoana mandosoka eny amin'ny lohasaha na tany lemaka; fidinana [1.78] | |||||||
Entry | tsirany > tsiraka | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Lefona lava zarana amakiana varavarana, [1.1] | ||||||
Entry | tsirany > tsiraka | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in French | Filaments, nervures des feuilles [1.3] | ||||||
(toute l'île). Fibres qui se détachent surtout à partir des feuilles (pour le rafia par exemple) ; nervures des feuilles [1.196] | |||||||
Vocabulary | Botany | ||||||
Synonyms | tsiratsiraka | ||||||
Anagrams | kitsara, ritsaka, sitraka, tsikara, tsiraka |