Entry tsiraka
Part of speech noun
Malagasy definition Hozatroza-javatra azo elakelahina toy ny kira [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry tsiraka
Part of speech noun
Malagasy definition Ny fasika eny amoron-dranomasina, ny moron-dranomasina [Rajemisa 1985]
Compound words, titles, names 
Toponymy Place names having the word tsiraka (1): Antsiranana

Entry tsiraka
Part of speech noun
Malagasy definition tanjona [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] havoana mandosoka eny amin'ny lohasaha na tany lemaka; fidinana [Rakotosaona 1975]

Entry tsiraka
Part of speech noun
Malagasy definition Lefona lava zarana amakiana varavarana, [Rajemisa 1985]

Entry tsiraka
Part of speech noun
French translation filaments, nervures des feuilles [Abinal 1888]
 (toute l'île). Fibres qui se détachent surtout à partir des feuilles (pour le rafia par exemple) ; nervures des feuilles [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Synonyms tsiratsiraka

Updated on 2020/09/15