Entry | tsipykely > tsipikely (tsipy, kely) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | (ny manao) Teny nentina nilazana fahiny ny olona nampisotroina tangena ka efa nahafaka ny hoditr' akoho telo nefa mandoa indray avy eo sady fanina mandraingiraingy; nataon' ny mpampinona ho "resy" ihany ny manao tsipikely, raha hitany, ka darofany fanoto matetika ho faty, raha tsy tratra voatakontakon' ny havany angaha [1.1] | |
Explanations in French | [ tsipy kely ] Petit vomissement, action de vomir un peu après avoir rendu les peaux de poule au jugement du tanguin [1.3] | |