| Entry | 1 tsipikely |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 (ny manao) Teny nentina nilazana fahiny ny olona nampisotroina tangena ka efa nahafaka ny hoditr' akoho telo nefa mandoa indray avy eo sady fanina mandraingiraingy; nataon' ny mpampinona ho "resy" ihany ny manao tsipikely, raha hitany, ka darofany fanoto matetika ho faty, raha tsy tratra voatakontakon' ny havany angaha
[1.1] |
| Explanations in French |
[tsipy kely]
4 petit vomissement, action de vomir un peu après avoir rendu les peaux de poule au jugement du tanguin
[1.3] |
| Updated on 2025/09/19 |
|