Entry tsioka
Part of speech noun
Malagasy definition Fifofon-drivotra na rano malefaka ary mitsoka moramora: Tsio-drivotra; tsio-drano. [Rajemisa 1985]
French definition souffle. [Vocabulary: Biology] [SLP 1986]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples tony tsy misy tsioka, na mandrivotra handrava trano... [Andriamalala: Fasana, page 3]

2012/10/03