Entry mitsioka (tsioka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mifofofofo tsy dia mafy loatra: Mitsioka ny rivotra rehefa harivariva eny amorondrano [1.1]
Morphology 
Present : mitsioka
Past : nitsioka
Future : hitsioka

Entry mitsioka
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bara] Mitsoka [1.78]
  [Tanosy] Mitsoka anjombona [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/01/05