| Entry | 1 tsiny amam-pondro |
| Elementary words | 2 tsiny, 3 amana, 4 fondro |
| Part of speech | 5 locution |
| Examples |
6 Andriamanitra tsy azo omen-tsiny amam-pondro
[2.285#159]
7 Aminy no iantefan' ny tsiny amam-pondro na dia tsy fidiny aminy aza ny fahakambotiany [2.470#78] 8 fa raha afaka izay tsiny amam-pondro, ny arahaba amin' izay hasina hatao, trarantitra, aza marofy hianao [2.654] |
| Updated on 2025/07/29 |
|