Entry fitsinjara (tsinjara)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra mitsinjara, izany hoe mizarazara ho tokony kely maromaro fa tsy ambongadiny [1.1]

Updated on 2023/01/05