Entry tsindry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra apetraka eo ambonin ny zavatra hafa: Tsindry akanjo
¶ Fanaingenana zavatra eo ambonin' ny zavatra hafa: Natao vato tsindry hahazana
¶ Fanampiana zavatra amboniny: Tsindrim-barotra [Rajemisa 1985]
Explanations in French compression, pression [SLP 1986]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

Updated on 2020/09/26