Entry tsindrio (tsindry)
Part of speech imperative of passive verb tsindriana [full list]
Examples 
1Tsindrio roa lahy ireo mpiasa ireo raha tianao ho vita haingana ny raharaha [1.1]
2Tsindrio ihany ny fo indraindray mba tsy ho tezitra tafahoatra [1.1]
3Tsindrio sy toneo ny fonao, Randrianaivo, hoy ny eritreriny anankiray, fa tsy manana elatra toy ireo tantely ireo hianao, ary ilay voninkazo mahafalifaly anao ary ambony lavitra, ka tsy azonao hatonina. [2.324]
Proverbs 

Updated on 2023/01/05