Entry tsindretra
Part of speech noun
Malagasy definition Karazam-bibikely any anaty rano izay tonga angidina rehefa avy miofo fanindroany. (Toetra voalohany isehoan' ny angidina raha vao foy izany ny tsindretra alohan' ny hiofoany ho ondrindrano, izay hiofo ho tena angidina) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Examples Tsindretra kely ampovoan'Itasy
ka mitsoriaka ny voay tsy mahazo
mikaretsaka ny mamba tsy mahita
nahoana re?
[Fox: Hainteny, number 294]
Quotes 

2013/07/27