Entry tsindrantsindrana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny toe-javatra tsy milamina, somaradimbana, mikorontana toy ny volo mitsangantsangana, mitsibolobolo
Fihetsika mipelipelika, tsy mahapetraka fa manketsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana [1.1]
Derivatives 

Updated on 2020/07/31