Entry fitsindrantsindranana (tsindrantsindrana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fikorontànan' ny volo fa misy mitsangantsangana na mitsingatotra
Fipelipelehan' ny zazavavy tsy mahapetraka fa manketsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana [1.1]

Updated on 2023/01/05